|
|
|
|

Entry1  fanintsanana
Root  2 hintsana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy
5 Fanalana amin' ny alalan' ny fifaninananaizay tsy mahay na osa, ka ny mahay sy ny matanjaka sisa mijanona [1.1]

Updated on 2025/09/12