| Entry | 1 faninginana |
| Root | 2 tsingina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1] 5 fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [1.13] |
| Explanations in French |
6 soudure [1.13] |
| All compound words | 7 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/10/08 |
|