| Entry | 1 faningina |
| Root | 2 tsingina |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin' ny vifotsy hafa Azo tsinginina [1.1] |
| Anagrams | 5 faningina, 6 finganina, 7 finingana |
| Updated on 2025/09/12 |
|