| Entry | 1 faninganana |
| Root | 2 singana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra.
5 Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro. [1.1] |
| Explanations in French |
6 L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause.
[1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|