| Entry (1/2) | 1 faninakinaka |
| Root | 2 hinakinaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza
[1.1] |
| Explanations in French |
5 celui qui mérite les coups, manière de battre
[1.3] |
| Entry (2/2) | 6 faninakinaka |
| Root | 7 hinakinaka |
| Part of speech | 8 adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|