|
|
|
|

Entry1  fanimpiriny
Root  2 impiry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Enti-manontany ny isan' ny namerenana asa iray:
5 Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao marary? [1.1]

Updated on 2025/11/17