| Entry (1/2) | 1 fanilana |
| Root | 2 ila |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky.
[1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fanilana |
| Root | 6 hilana |
| Part of speech | 7 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
8 Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana.
9 Azo arona, araika atsỳ na arỳ. [1.1] |
| Anagrams | 10 fanalina, 11 fanilana |
| Updated on 2025/09/12 |
|