| Entry | 1 fanifakifahana |
| Root | 2 kifakifaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana [1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de repousser, d’écarter, d’expulser [1.3#328] |
| Examples |
6 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
[2.503#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|