|
|
|
|

Entry1  fangozohozoana
Root  2 hozohozo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara [1.1]
Explanations in French  5 La faiblesse, la débilitation [1.3#274]
Examples  6  fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany [2.996#]
Synonyms  7 fihozohozoana

Updated on 2025/09/12