|
|
|
|

Entry1  fangovitra
Root  2 hovitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban' ny olona mangovitra, mipararetra:
5 Moa ve samy hafa ny fangovitry ny olona marary sy ny an' ny olona matahotra? [1.1]

Updated on 2025/11/17