Entry fangotsoka
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana
Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1]

Updated on 2020/07/31