|
|
|
|

Entry1  fangotraka
Root  2 hotraka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy:
5 Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo [1.1]

Updated on 2025/11/13