| Entry | 1 fangorona |
| Root | 2 horona |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mangorona Azo ahorona [1.1] |
| Examples |
5 Izay rehetra eny amin' ny lanitra dia ho levona, Ary ny lanitra hahorona tahaka ny fangorona taratasy;
[2.996#]
|
| Anagrams | 6 fangorona, 7 fongorana |
| Updated on 2025/09/12 |
|