| Entry | 1 fangirifiriana |
| Root | 2 hirifiry |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy [1.1] |
| Explanations in French |
5 La cuisson, la douleur cuisante [1.3#250] |
| Examples |
6 Be izay fangirifiriana nentiko taminy izay anaka.
[2.895#]
7 Soa ihany fa hidihidy no tsaroana fa tsy fangirifiriana. [2.643#] 8 ary ny fangirifiriana manjo an-janany, tsy maintsy hataoko tsaroan-drainy. [2.357#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|