| Entry (1/2) | 1 fangeja |
| Root | 2 geja |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [1.1] 5 fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [1.13] |
| Explanations in French |
6 garrot [1.13] |
| Synonyms | 7 figejana |
| Entry (2/2) | 8 fangeja |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [1.13] |
| Explanations in French |
11 mandrin [1.13] |
| Vocabulary | 12 Technology |
| Updated on 2025/09/12 |
|