|
|
|
|

Entry1  fangatsiahana
Root  2 hatsiaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra:
5 Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto [1.1]
Explanations in French  6 Le froid, la froidure [1.3#226]
Examples  7  tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa. [2.356#]
All compound words  8 velaram-pangatsiahana

Updated on 2025/11/17