|
|
|
|

Entry1  fangataka
Root  2 hataka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy
5 Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao [1.1]

Updated on 2025/10/07