| Entry | 1 fangasihasy |
| Root | 2 hasihasy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana:
5 Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny [1.1] |
| Updated on 2025/11/17 |
|