|
|
|
|

Entry1  fangarona
Root  2 harona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mangarona na misava zavatra ao amin' ny miafina [1.1]
Explanations in English  5 It is used as in the three following words, in addition to its literal sense:
6 fangarompody,
7 fangarompohy,
8 fangarompory [1.2]
Explanations in French  9 Ce qu'on peut fouiller, la manière de fouiller. [1.3]
Examples  10  Ny fianarana lehity tsy azo fangarona zavatra hafa a! [2.472#]
11  Azonao atao ihany koa ny mamafy fangarona rano, alikaola sy ranon-tsavony fanasam-bilia mitovy fatra, amin'ny kidoro, sisim-pandriana sy ny toerana hatorinao. [2.424#]

Updated on 2025/11/17