|
|
|
|

Entry1  fanganohano
Root  2 hanohano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka
5 Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1]

Updated on 2025/09/12