Entry |
fanganga
(anganga)
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany ¶ Mikiakiaka matetika amin' ny ditrany (zazakely) ¶ Avo vava na mahay vava (vehivavy). [Rajemisa 1985]
|
French translation | outré, qui dépasse les bornes en tout [Abinal 1888]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
fanganga
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | [Bara]
sady fetsy no mangalatra [Rakotosaona 1975]
|
|
Entry |
fanganga
|
Part of speech | noun
|
English translation | [Provincial]
A kind of poisonous hofika. Same as
hofikara
[Richardson 1885]
|
French translation | [Betsimisaraka]
(comme fangahanga) Nom de l'igname amère et vénéneuse, surtout :
Dioscorea sansibarensis Pax (Dioscoreaceae). La toxicité est due à la fois à des glucosides cyanogèniques et à des cardénolides (voir aussi
hofika).
[Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
Scientific name | Dioscorea sansibarensis |
Synonyms | |
|