|
|
|
|

Entry1  fangalarina
Root  2 halatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra. [1.1]
Explanations in English  5 A confirmed thief.. [1.2]
6 habitually thievish. [1.7]
Explanations in French  7 un voleur de profession. [1.3#209, 1.8]
Examples  8  izay fatra-pifehy trano fangalarina. [1.437#]
9  Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka; [2.69#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02