|
|
|
|

Entry1  fangaihay
Root  2 haihay
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona mangaihay, mangasihasy diso fanantenana: Nalahelo aho, nahita ny fangaihain' i Koto tsy nahazo voalohany. [1.1]

Updated on 2025/11/11