Entry | 1 fanetsiketsehana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hetsiketsika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mila fanetsiketsehana itỳ fikambanana itỳ fa mitady hatoritory |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |