Entry | 1 fanenjana |
Root | 2 henjana |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana Azo henjanina [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre [1.3] |
Examples |
6 Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga.
[2.996]
|
Anagrams | 7 fananjeña, 8 fanenjana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |