|
|
|
|

Entry1  fanemerana
Root  2 temitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanasiana temitra: Miverina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an' efitrano
5 Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran' ny miaramila ny trano nidiran' ilay mpangalatra [1.1]

Anagrams  6 famerenana, fanemerana

Updated on 2025/09/12