Entry | 1 fanehoana |
Root | 2 seho |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha no fanehoana ny fanajana azy [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de montrer, d’exhiber, l'instrument, le lieu [1.3#595] 6 représentation, présentation, expression [1.13] |
Examples |
7 fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky.
[2.442#]
8 Hira an' ezaka mafy araka izay tratran' ny aina, fanehoana herin-tenda, voa-peo fara-hery, izany no niriatra sy nigaona nanodidina ahy. [2.4#] |
All compound words |
|
Anagrams | 15 fahenoana, 16 fanehoana, 17 hafenoana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |