| Entry | 1 fandroso |
| Root | 2 roso |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany:
5 Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a ! [1.1] |
| Explanations in French |
6 Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter
[1.3#550] |
| Examples |
7 Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso.
[2.436#]
8 Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika. [2.472#] |
| Updated on 2025/11/17 |
|