| Entry | 1 fandrokidrokiana |
| Root | 2 rokiroky |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany
[1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|