| Entry | 1 fandrobohana |
| Root | 2 roboka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano
5 Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|