Entry fandroboana (robo)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Famitahana amin' ny teny mamy, fandokadokafana; fitaomana, fitarihana, fandrobohana [Rajemisa 1985]

Entry fandroboana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] hoby, fihobiana [Rakotosaona 1972]
Synonyms   robo

2010/05/06