| Entry | 1 fandroahana |
| Root | 2 roaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1] |
| Explanations in English |
5 the act of driving out or away [1.7] |
| Explanations in French |
6 action d'expulser [1.8] |
| Anagrams | 7 fahandroana, 8 fandarohana, 9 fandrahoana, 10 fandroahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|