|
|
|
|

Entry (1/3)1  fandribaratra
Elementary words  2 fandrika, 3 varatra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin' ny tafontrano ary mifandray amin' ny tany amin' ny alalan' ny tariby, mba hiarovana ny trano amin' ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra [1.1]
Explanations in English  6 A lightning conductor. [1.2]
Explanations in French  7 paratonnerre [1.13]

Entry (2/3)8  fandribaratra
Elementary words  9 fandrika, 10 varatra
Part of speech  11  noun
Explanations in English  12 a kind of vine with edible fruit.
13 Vitis microdiptera, Baker.
14 Same as famakientana (Bets.), and voakitsonamboa (Prov.). [Provincial] [1.2]
Vocabulary  15  Botany: grass
Synonyms  16 famakientana, voakitsonamboa

Entry (3/3)17  fandribaratra
Part of speech  18  noun
Explanations in French  19 (de fandrika : piège ; et varatra : tonnerre) Nom donné à plusieurs plantes censées protéger de la foudre.
20 Notamment : Cyphostemma microdipterum Desc. (Vitaceae). Fruits comestibles.
21 Utilisés aussi pour préparer des boissons fermentées. [Merina, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Vocabulary  22  Botany
Scientific name 

Updated on 2025/11/17