| Entry | 1 fandresena |
| Root | 2 resy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fahombiazan' izay mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen' ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin' ny hazakazaka
5 Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema [1.1] |
| Explanations in English |
6 victory
[1.7] |
| Explanations in French |
7 victoire
[1.8] |
| Updated on 2025/09/12 |
|