|
|
|
|

Entry1  fandratrana
Root  2 ratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana. [1.1]
Explanations in French  5 l'action de blesser. [1.3#515]
Examples  6  Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245#]

Anagrams  7 fanandratra, 8 fandratrana

Updated on 2025/09/12