| Entry | 1 fandrarahana |
| Root | 2 raraka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano
5 Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka 6 Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha 7 Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|