|
|
|
|

Entry1  fandraotra
Root  2  raotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mandraotra
Amboarana horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely ka atao solom-pihogo hitsikerakerana, hanogoana ny volo [1.1]
5  fihogo [1.13]
Explanations in English  6  Same as fandrao-bolo [1.2]
Explanations in French  7  peigne [1.13]
All compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word fandraotra

Anagrams  10 afandrotra, 11 fandraotra, 12 fandroatra

Updated on 2025/09/12