| Entry | 1 fandraofana |
| Root | 2 raoka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanangonana amin' ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona) Zavatra entina mandraoka fako, tany... [1.1] |
| All compound words | 5 fampitaovana ho fandraofana |
| Anagrams | 6 fandarofana, 7 fandraofana |
| Updated on 2025/10/08 |
|