Entry fandrantoana (ranto)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31