| Entry | 1 fandraiketana |
| Root | 2 raikitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fametahana: Fandraiketana sary amin' ny rindrina
5 Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Anio no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo [1.1] |
| Explanations in French |
6 scellement, liant, fixation
[1.13] |
| Updated on 2025/09/12 |
|