Entry fandrahana (fandraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ
Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra
Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara [1.1]
Explanations in English To be cut by a chisel; to be morticed. [1.2]
 To be chiseled [1.7]
Explanations in French Qu'on cisèle [1.8]
Morphology 
Present : fandrahana, fandrahako, fandrahanao, fandrahany, fandrahantsika, fandrahanay, fandrahanareo, fandrahan', fandrahan-, fandraham-, fandraha-
Past : nofandrahana, nofandrahako, nofandrahanao, nofandrahany, nofandrahantsika, nofandrahanay, nofandrahanareo, nofandrahan', nofandrahan-, nofandraham-, nofandraha-
Future : hofandrahana, hofandrahako, hofandrahanao, hofandrahany, hofandrahantsika, hofandrahanay, hofandrahanareo, hofandrahan', hofandrahan-, hofandraham-, hofandraha-
Imperative : fandraho

Entry fandrahana (rahana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mandrahana, mampangotraka [1.1]

Entry fandrahana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Soamaravo [1.1]

Entry fandrahana
Part of speech noun
Explanations in French  [Bara, Betsileo, Sakalava] (de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache. Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae). Bonne fourragère. Voir aussi fandrotrarana. [1.196]
Scientific name Cynodon dactylon
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20