Entry fandorana (dotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampirehetana, fandevonana amin' ny afo: Azo atao tsara ny fandorana ny foko [Rajemisa 1985]
French translation grillage [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31