Entry fandonahana (lonaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara [Rajemisa 1985]
 fikarakarana ny tany mba hampitombo ny tsirony [SLP 1986]
French definition fertilisation [SLP 1986]

Entry fandonahana (donaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanetrohana [Rajemisa 1985]

2012/11/12