|
|
|
|

Entry1  fandoavana
Root  2 loa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
5 Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana [1.1]
Explanations in English  6 the act of vomiting; a payment [1.7]
Explanations in French  7 action de vomir; action de payer [1.8]

Anagrams  8 fandavoana, fandoavana

Updated on 2025/09/12