|
|
|
|

Entry1  fandoa
Root  2 loa
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mandoa
5 Izay matetika aloan' ny olona:
6 Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy [1.1]
Explanations in French  7 Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer [1.3#406]
Examples  8  Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana; [2.59#]
9  ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana. [2.366#]

Anagrams  10 fandao, fandoa

Updated on 2025/11/17