|
|
|
|

Entry1  fandikana
Root  2 dika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na oviana ny fandikana olon-dehibe matory amin' ny tany
5 Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna
6 Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin' ny namanao ianao
7 Famadihana amin' ny fitenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin' ny teny frantsay [1.1]
Explanations in English  8 transgression; translation, copying [1.7]
Explanations in French  9 transgression; traduction; copie [1.8]

Anagrams  fandikana, 10 fandinaka, 11 fankadina

Updated on 2025/09/12