Entry | 1 fandidiana |
Root | 2 didy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo Fandrasana: Fandidian-kena Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1] 5 antsy [Bezanozano] [1.78] |
Explanations in English |
6 cutting; surgery; the act of commanding [1.7] |
Explanations in French |
7 action de couper; chirurgie commandement [1.8] 8 découpage; chirurgie [1.13] |
Examples |
9 Jona no fotoana fandidiana vary.
[2.442#]
10 Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424#329] 11 Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508#] |
Analogs | 12 fanapahana |
Quotes | 13 Texts mentioning fandidiana |
Anagrams | 14 andidifana, 15 fandidiana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |