Entry fandeferana (lefitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faharetana, fahandrasana, faharipo: Mahagaga ny fandeferana nasehon' i Joba
Fizakana, fihafiana, fiaretana: Mahamendrika eo anatrehan' Andriamanitra ny fandeferana ny fahoriana [1.1]
Explanations in English Patience, endurance, forbearance [1.7]
Explanations in French Action de supporter; patience [1.8]
Vocabulary 
Synonyms fiaretana ~ faharetana ~ fihafiana ~ fahari-po

Updated on 2023/01/20