Entry | 1 fandefa |
Root | 2 lefa |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandefa Azo alefa: Tsy fandefa ny taratasy toy itony [1.1] |
Examples |
5 Afa-tsy izany, eo ireo andia fandefa, ho any anaty ala na avy any, midi-mivoaka ny tanàna tsy mijanona.
[2.472#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |