| Entry | 1 fandavorariana |
| Root | 2 lavorary |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Le perfectionnement, l’accomplissement
[1.3#394] 6 finition [1.13] |
| Examples |
7 Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky
[2.606#]
8 Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445#] |
| All compound words | 9 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|